1 Korintianina 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Feon’ny fieritreretana”, hoy aho, nefa tsy ny anao, fa ny an’ilay olona. Fa nahoana ny fahafahako no tsarain’ny feon’ny fieritreretan’ny olon-kafa?+
29 “Feon’ny fieritreretana”, hoy aho, nefa tsy ny anao, fa ny an’ilay olona. Fa nahoana ny fahafahako no tsarain’ny feon’ny fieritreretan’ny olon-kafa?+