Matio 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa na iza na iza kosa mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika mino ahy ireny, dia tsara kokoa ho azy ny hanantonana vato lehibe fikosoham-bary*+ eo amin’ny vozony, ka halentika any an-dranomasina lalina.+ Romanina 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsara ny tsy mihinan-kena na misotro divay na manao izay hahatafintohina ny rahalahinao.+ 2 Korintianina 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Iza no malemy+ ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina ka tsy tezitra aho?
6 Fa na iza na iza kosa mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika mino ahy ireny, dia tsara kokoa ho azy ny hanantonana vato lehibe fikosoham-bary*+ eo amin’ny vozony, ka halentika any an-dranomasina lalina.+