Asan’ny Apostoly 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy izy: “Iza moa ianao, tompoko?” Dia hoy izy: “Izaho no Jesosy izay enjehinao.+ 1 Korintianina 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ary farany indrindra, dia niseho tamiko koa izy,+ toy ny hoe niseho tamin’ny zaza teraka tsy tonga volana.
8 ary farany indrindra, dia niseho tamiko koa izy,+ toy ny hoe niseho tamin’ny zaza teraka tsy tonga volana.