Deoteronomia 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Iza no lehilahy nanao tanimboaloboka, nefa mbola tsy nisantatra ny vokatra avy aminy? Aoka hody any an-tranony izy, sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hisantatra izany.+ Ohabolana 27:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izay mikarakara ny aviaviny no hihinana ny voany,+ ary izay olona miaro ny tompony no homem-boninahitra.+
6 Iza no lehilahy nanao tanimboaloboka, nefa mbola tsy nisantatra ny vokatra avy aminy? Aoka hody any an-tranony izy, sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hisantatra izany.+
18 Izay mikarakara ny aviaviny no hihinana ny voany,+ ary izay olona miaro ny tompony no homem-boninahitra.+