1 Korintianina 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary lazaintsika koa izany zavatra izany, tsy amin’ny teny ampianarin’ny fahendren’olombelona+ anefa, fa amin’ny teny ampianarin’ny fanahy,+ satria teny araka ny fanahy no anazavantsika zavatra araka ny fanahy.+ Galatianina 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, fa tsy avy tamin’olombelona ilay vaovao tsara notoriko.+
13 Ary lazaintsika koa izany zavatra izany, tsy amin’ny teny ampianarin’ny fahendren’olombelona+ anefa, fa amin’ny teny ampianarin’ny fanahy,+ satria teny araka ny fanahy no anazavantsika zavatra araka ny fanahy.+