Jeremia 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro sy voafandrika izy ireo. Ny tenin’i Jehovah no nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?+ 1 Timoty 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ry Timoty, tano izay nankinina taminao,+ ka ialao ny resaka tsy misy fotony izay manazimbazimba zava-masina, sy ny fifanoheran-kevitra avy amin’ilay atao hoe “fahalalana” nefa sandoka.+
9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro sy voafandrika izy ireo. Ny tenin’i Jehovah no nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?+
20 Ry Timoty, tano izay nankinina taminao,+ ka ialao ny resaka tsy misy fotony izay manazimbazimba zava-masina, sy ny fifanoheran-kevitra avy amin’ilay atao hoe “fahalalana” nefa sandoka.+