FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ‘Tsy vitan’i Jehovah ny nitondra io vahoaka io ho any amin’ilay tany nianianany taminy, ka novonoiny tany an-tany efitra izy ireo.’+

  • Ezekiela 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nanangan-tanana koa aho ka nianiana tamin’izy ireo tany an-tany efitra,+ fa tsy hitondra azy any amin’ilay tany nomeko azy, dia ilay tany tondra-dronono sy tantely+ sady ravaky ny tany rehetra,+

  • Joda 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa fantatrareo ny zava-drehetra ka tsy mila averina intsony. Tiako ihany anefa ny hampahatsiahy+ anareo fa na dia novonjen’i Jehovah avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara