Kolosianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tandremo sao hisy hahalasa+ anareo ho rembiny amin’ny alalan’ny filozofia+ sy ny famitahana poakaty+ araka ny fampianarana nifandovan’ny olombelona, eny, araka ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity, fa tsy araka an’i Kristy,
8 Tandremo sao hisy hahalasa+ anareo ho rembiny amin’ny alalan’ny filozofia+ sy ny famitahana poakaty+ araka ny fampianarana nifandovan’ny olombelona, eny, araka ny zavatra fototra+ eo amin’ity tontolo ity, fa tsy araka an’i Kristy,