Asan’ny Apostoly 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nosamborin’ireo izy ary nentiny teny amin’ny Areopago.* Dia hoy ireo: “Mba azonay fantarina misimisy kokoa ve ny amin’izany fampianarana vaovao+ lazainao izany? 1 Korintianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary ny olona araka ny nofo dia tsy manaiky izay zavatra avy amin’ny fanahin’Andriamanitra, satria hadalana aminy izany. Ary tsy afaka ny hahafantatra izany izy,+ satria mila ny fanahin’Andriamanitra ny fandinihana an’izany. 1 Korintianina 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka tsy hisy hamita-tena: Raha misy aminareo mihevi-tena ho hendry+ eto amin’ity tontolo ity, dia aoka izy ho adala, mba ho hendry.+
19 Koa nosamborin’ireo izy ary nentiny teny amin’ny Areopago.* Dia hoy ireo: “Mba azonay fantarina misimisy kokoa ve ny amin’izany fampianarana vaovao+ lazainao izany?
14 Ary ny olona araka ny nofo dia tsy manaiky izay zavatra avy amin’ny fanahin’Andriamanitra, satria hadalana aminy izany. Ary tsy afaka ny hahafantatra izany izy,+ satria mila ny fanahin’Andriamanitra ny fandinihana an’izany.
18 Aoka tsy hisy hamita-tena: Raha misy aminareo mihevi-tena ho hendry+ eto amin’ity tontolo ity, dia aoka izy ho adala, mba ho hendry.+