Romanina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa aza avela hanjaka eo aminareo ny ota, satria tsy ambanin’ny lalàna ianareo+ fa nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+
14 Koa aza avela hanjaka eo aminareo ny ota, satria tsy ambanin’ny lalàna ianareo+ fa nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+