1 Korintianina 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tamin’ny malemy, dia tonga malemy aho, mba hahazoako ny malemy.+ Tonga zava-drehetra tamin’ny karazan’olona rehetra+ aho, mba hisy hovonjeko na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana.
22 Tamin’ny malemy, dia tonga malemy aho, mba hahazoako ny malemy.+ Tonga zava-drehetra tamin’ny karazan’olona rehetra+ aho, mba hisy hovonjeko na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana.