Romanina 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ho amin’izany no nahafatesan’i Kristy sy nahavelomany indray,+ mba ho Tompon’ny maty+ sy ny velona+ izy. Efesianina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Milaza ny marina+ kosa isika, ka aoka hitombo+ amin’ny zava-drehetra amin’ny alalan’ny fitiavana mba hifanaraka amin’ny loha,+ dia i Kristy. Kolosianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa amin’ny alalan’i Kristy, izay lohan’ny fanjakana sy ny fahefana rehetra,+ dia tsy misy zavatra tsy anananareo.
9 Fa ho amin’izany no nahafatesan’i Kristy sy nahavelomany indray,+ mba ho Tompon’ny maty+ sy ny velona+ izy.
15 Milaza ny marina+ kosa isika, ka aoka hitombo+ amin’ny zava-drehetra amin’ny alalan’ny fitiavana mba hifanaraka amin’ny loha,+ dia i Kristy.
10 Koa amin’ny alalan’i Kristy, izay lohan’ny fanjakana sy ny fahefana rehetra,+ dia tsy misy zavatra tsy anananareo.