FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hoy izy tamin-dravehivavy: “Hataoko mihamafy ny fanaintainanao rehefa bevohoka ianao.+ Hanaintaina ianao rehefa hiteraka,+ ary ny vadinao no hiantefan’ny fanirianao, ary hanjaka aminao izy.”+

  • Efesianina 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 satria ny lehilahy no lohan’ny vadiny,+ toa an’i Kristy izay lohan’ny fiangonana,+ noho izy mpamonjy an’io vatana io.

  • 1 Petera 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Toy izany koa+ ianareo vehivavy, maneke+ ny vadinareo mba ho voataonanareo+ tsy amin’ny teny izy, raha misy tsy mankatò+ ny teny masina, fa amin’ny fitondran-tena kosa,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara