27 Fa ‘nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.’+ Rehefa voalaza hoe: ‘Nasaina nanaiky azy ny zava-drehetra’,+ dia miharihary fa tsy anisan’izany ilay nahatonga ny zava-drehetra hanaiky azy.+
28 Fa rehefa nasaina nanaiky ny Zanaka ny zava-drehetra,+ dia ny Zanaka mihitsy koa no hanaiky an’Ilay+ nahatonga ny zava-drehetra hanaiky azy, mba ho Andriamanitra no zava-drehetra ho an’ny rehetra.+