Genesisy 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia namorona ny olona araka ny endriny Andriamanitra, eny, araka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy.+ Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+ Jakoba 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+
27 Dia namorona ny olona araka ny endriny Andriamanitra, eny, araka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy.+ Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+
9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+