Genesisy 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nataon’i Jehovah Andriamanitra renoky ny torimaso lalina+ ralehilahy, ary raha mbola natory izy, dia nalain’Andriamanitra ny taolan-tehezany iray. Ary nakatony ny nofo teo amin’ilay nisy azy.
21 Koa nataon’i Jehovah Andriamanitra renoky ny torimaso lalina+ ralehilahy, ary raha mbola natory izy, dia nalain’Andriamanitra ny taolan-tehezany iray. Ary nakatony ny nofo teo amin’ilay nisy azy.