Matio 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny takariva,+ dia nandry ilika nisakafo izy sy ny mpianatra roa ambin’ny folo lahy.+ Lioka 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia tonga ny fotoana, ka nandry ilika hisakafo izy, ary teo koa ny apostoly.+