Romanina 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fantatsika anefa fa manameloka an’izay mpanao izany zavatra izany ny fitsaran’Andriamanitra, izay fitsarana marina.+
2 Fantatsika anefa fa manameloka an’izay mpanao izany zavatra izany ny fitsaran’Andriamanitra, izay fitsarana marina.+