Efesianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa izany no nilazany hoe: “Mifohaza+ ianao izay matory, ary mitsangàna amin’ny maty,+ dia hanazava anao i Kristy.”+ 1 Tesalonianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa aoka àry isika tsy hatory+ toy ny hafa,+ fa aoka kosa hifoha hatrany+ sy hisaina tsara foana.+
14 Koa izany no nilazany hoe: “Mifohaza+ ianao izay matory, ary mitsangàna amin’ny maty,+ dia hanazava anao i Kristy.”+