1 Jaona 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha misy manao hoe: “Tia an’Andriamanitra aho”, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga+ izy. Fa izay tsy tia ny rahalahiny+ izay hitany, dia tsy afaka ny ho tia an’Andriamanitra izay tsy hitany.+
20 Raha misy manao hoe: “Tia an’Andriamanitra aho”, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga+ izy. Fa izay tsy tia ny rahalahiny+ izay hitany, dia tsy afaka ny ho tia an’Andriamanitra izay tsy hitany.+