Kolosianina 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka tsy hahasakana anareo tsy hahazo+ ny loka+ ny olona finaritra amin’ny fanetren-tena sarintsariny sy ny fivavahana amin’ny anjely,* ka manizingizina ny zavatra hitany ary mieboebo tsy amin’antony noho ny fisainany araka ny nofo. 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+
18 Aoka tsy hahasakana anareo tsy hahazo+ ny loka+ ny olona finaritra amin’ny fanetren-tena sarintsariny sy ny fivavahana amin’ny anjely,* ka manizingizina ny zavatra hitany ary mieboebo tsy amin’antony noho ny fisainany araka ny nofo.
5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+