Asan’ny Apostoly 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy. Galatianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ilay manome fanahy masina+ anareo sady manao fahagagana+ eo aminareo, noho ny asan’ny lalàna ve no anaovany izany, sa noho izy nino an’izay reny?
4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.
5 Ary ilay manome fanahy masina+ anareo sady manao fahagagana+ eo aminareo, noho ny asan’ny lalàna ve no anaovany izany, sa noho izy nino an’izay reny?