FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Rehefa niditra nankeo anatrehan’i Jehovah anefa i Mosesy mba hiresaka taminy, dia nesoriny ilay lamba mandra-pivoakany avy tao.+ Ary nivoaka avy tao izy ka nambarany tamin’ny zanak’Israely ny didy nomena azy.+

  • Romanina 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hatao grefy koa izy ireo raha miala amin’ny tsy finoany,+ fa hain’Andriamanitra ny manao grefy azy indray.

  • Romanina 11:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ary izany no fomba hamonjena ny Israely+ rehetra, araka ny voasoratra hoe: “Hivoaka avy ao Ziona ny mpanafaka+ ka hampiala an’i Jakoba amin’ny fanao ratsiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara