Salamo 138:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hihira momba ny lalan’i Jehovah koa izy ireo,+Fa lehibe ny voninahitr’i Jehovah.+ Isaia 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+ ka hiara-mahita izany ny nofo rehetra.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+ Isaia 60:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 “Mitsangàna,+ ry vehivavy! Mandefasa hazavana,+ fa efa tonga ny fahazavanao,+ ary mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah!+
5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+ ka hiara-mahita izany ny nofo rehetra.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+
60 “Mitsangàna,+ ry vehivavy! Mandefasa hazavana,+ fa efa tonga ny fahazavanao,+ ary mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah!+