2 Korintianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa mampiseho+ ny tenanay ho mpanompon’Andriamanitra izahay amin’ny lafiny rehetra, dia amin’ny fiaretana be, amin’ny fahoriana, amin’ny tsy fisiana, amin’ny zava-tsarotra,+
4 Fa mampiseho+ ny tenanay ho mpanompon’Andriamanitra izahay amin’ny lafiny rehetra, dia amin’ny fiaretana be, amin’ny fahoriana, amin’ny tsy fisiana, amin’ny zava-tsarotra,+