Jaona 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary rehefa handeha aho ka hanomana toerana ho anareo, dia ho avy indray+ ary handray anareo any amiko,+ ka izay misy ahy no hisy anareo koa.+
3 Ary rehefa handeha aho ka hanomana toerana ho anareo, dia ho avy indray+ ary handray anareo any amiko,+ ka izay misy ahy no hisy anareo koa.+