2 Korintianina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Enga anie ianareo mba handefitra amiko amin’ny hadalana kely!+ Efa mandefitra amiko ihany ange ianareo, raha ny marina e! 2 Korintianina 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy indray aho hoe: Aoka tsy hisy hihevitra ahy ho adala. Raha tena mihevitra ahy ho toy izany anefa ianareo, dia raiso ihany aho na adala aza, mba hisy hireharehako kely koa.+
11 Enga anie ianareo mba handefitra amiko amin’ny hadalana kely!+ Efa mandefitra amiko ihany ange ianareo, raha ny marina e!
16 Hoy indray aho hoe: Aoka tsy hisy hihevitra ahy ho adala. Raha tena mihevitra ahy ho toy izany anefa ianareo, dia raiso ihany aho na adala aza, mba hisy hireharehako kely koa.+