Romanina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa niara-nalevina taminy+ isika rehefa natao batisa ho amin’ny fahafatesany, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny alalan’ny voninahitry ny Ray,+ no handehanantsika koa ao amin’ny fiainam-baovao.+ Galatianina 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tsy ny hoe voafora na tsy voafora no zava-dehibe,+ fa ny hoe zavaboary vaovao.+
4 Koa niara-nalevina taminy+ isika rehefa natao batisa ho amin’ny fahafatesany, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny alalan’ny voninahitry ny Ray,+ no handehanantsika koa ao amin’ny fiainam-baovao.+