2 Korintianina 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay,+ nefa mahery, satria Andriamanitra+ no nanao azy ho mahery mba handravana zavatra efa mafy orina. Efesianina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tafio daholo ny fiadiana fiarovana+ rehetra avy amin’Andriamanitra mba hahafahanareo ho mafy orina ka hahatohitra ny teti-dratsin’ny+ Devoly.
4 Fa tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay,+ nefa mahery, satria Andriamanitra+ no nanao azy ho mahery mba handravana zavatra efa mafy orina.
11 Tafio daholo ny fiadiana fiarovana+ rehetra avy amin’Andriamanitra mba hahafahanareo ho mafy orina ka hahatohitra ny teti-dratsin’ny+ Devoly.