1 Petera 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+ 1 Jaona 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha misy manao hoe: “Tia an’Andriamanitra aho”, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga+ izy. Fa izay tsy tia ny rahalahiny+ izay hitany, dia tsy afaka ny ho tia an’Andriamanitra izay tsy hitany.+
17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+
20 Raha misy manao hoe: “Tia an’Andriamanitra aho”, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga+ izy. Fa izay tsy tia ny rahalahiny+ izay hitany, dia tsy afaka ny ho tia an’Andriamanitra izay tsy hitany.+