1 Timoty 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 mitana ny zava-miafina masina+ ny amin’ny finoana, amin’ny feon’ny fieritreretana madio.+ 1 Jaona 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izay rehetra manantena azy, dia manadio+ ny tenany mba hadio tahaka azy.+