Filipianina 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Faly sady miara-paly+ aminareo rehetra anefa aho, na dia atao toy ny fanatitra zava-pisotro+ aza, ka araraka eo amin’ny sorona+ mifandray amin’ny fanompoana ho an’ny besinimaro.+ Ny finoana no nahatonga anareo hanao izany. Filemona 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nitondra fifaliana sy fankaherezana lehibe ho ahy mantsy ny fitiavanao,+ satria novelombelominao+ ny fifankatiavan’ny olona masina, ry rahalahy.
17 Faly sady miara-paly+ aminareo rehetra anefa aho, na dia atao toy ny fanatitra zava-pisotro+ aza, ka araraka eo amin’ny sorona+ mifandray amin’ny fanompoana ho an’ny besinimaro.+ Ny finoana no nahatonga anareo hanao izany.
7 Nitondra fifaliana sy fankaherezana lehibe ho ahy mantsy ny fitiavanao,+ satria novelombelominao+ ny fifankatiavan’ny olona masina, ry rahalahy.