2 Korintianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny antony anoratako koa, dia mba hahitako ny porofo avy aminareo raha mankatò amin’ny zava-drehetra+ ianareo na tsia. Hebreo 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianareo hankatò sy hanaiky+ an’ireo mitarika eo aminareo,+ fa izy ireny miaro anareo hatrany toy ny olona mbola hatao ampamoaka,+ mba hanaovany izany amim-pifaliana fa tsy amim-pisentoana, fa tsy hahasoa anareo izany.+
9 Ny antony anoratako koa, dia mba hahitako ny porofo avy aminareo raha mankatò amin’ny zava-drehetra+ ianareo na tsia.
17 Aoka ianareo hankatò sy hanaiky+ an’ireo mitarika eo aminareo,+ fa izy ireny miaro anareo hatrany toy ny olona mbola hatao ampamoaka,+ mba hanaovany izany amim-pifaliana fa tsy amim-pisentoana, fa tsy hahasoa anareo izany.+