2 Korintianina 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fantatro mantsy ny fahavononanareo, izay ireharehako ny aminareo eo amin’ny Makedonianina, dia ny hoe efa vonona hatramin’ny herintaona+ i Akaia. Ary nandrisika ny ankamaroan’izy ireo ny hafanam-ponareo. 1 Timoty 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Anaro koa izy ireny mba hanao soa,+ sy hanan-karena amin’ny asa tsara,+ ho tia manome, ho vonon-kizara,+
2 Fantatro mantsy ny fahavononanareo, izay ireharehako ny aminareo eo amin’ny Makedonianina, dia ny hoe efa vonona hatramin’ny herintaona+ i Akaia. Ary nandrisika ny ankamaroan’izy ireo ny hafanam-ponareo.
18 Anaro koa izy ireny mba hanao soa,+ sy hanan-karena amin’ny asa tsara,+ ho tia manome, ho vonon-kizara,+