Ohabolana 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy tia manome nefa vao mainka mitombo fananana,+ fa misy kosa tsy mahafoy manome, nefa mihamahantra ihany.+ Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
24 Misy tia manome nefa vao mainka mitombo fananana,+ fa misy kosa tsy mahafoy manome, nefa mihamahantra ihany.+
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+