2 Korintianina 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Eny, izao no fitalahoako: Rehefa eo aminareo aho, dia mba tsy ho voatery ho sahy araka ilay fahasahiana eritreretiko, ka tsy handray fepetra+ henjana amin’ny sasany izay mihevitra anay ho velona araka ny nofo.
2 Eny, izao no fitalahoako: Rehefa eo aminareo aho, dia mba tsy ho voatery ho sahy araka ilay fahasahiana eritreretiko, ka tsy handray fepetra+ henjana amin’ny sasany izay mihevitra anay ho velona araka ny nofo.