1 Korintianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary osa sy natahotra ary nangovitra be aho fony tonga teo aminareo.+ 2 Korintianina 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho, Paoly, dia miangavy anareo noho ny fahalemem-panahy+ sy hatsaram-panahin’i+ Kristy, na dia ambany aza no fahitanareo ahy+ rehefa eo aminareo, fa sahy anareo kosa rehefa tsy eo.+
10 Izaho, Paoly, dia miangavy anareo noho ny fahalemem-panahy+ sy hatsaram-panahin’i+ Kristy, na dia ambany aza no fahitanareo ahy+ rehefa eo aminareo, fa sahy anareo kosa rehefa tsy eo.+