2 Korintianina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Misokatra ho anareo ny vavanay, ry Korintianina, ary ny fonay+ mihamalalaka. 2 Korintianina 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy ny hanamelohana anareo no ilazako izany, fa efa nilaza aho teo aloha hoe ato am-ponay foana ianareo, na maty izahay na velona.+ 2 Korintianina 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha ny amiko, dia ho faly tokoa aho hanome izay rehetra ananako sy hanao sorona tanteraka ny fiainako ho anareo.+ Raha toy izany ny halehiben’ny fitiavako anareo, dia tokony ho latsaka noho izany ve ny fitiavanareo ahy?
3 Tsy ny hanamelohana anareo no ilazako izany, fa efa nilaza aho teo aloha hoe ato am-ponay foana ianareo, na maty izahay na velona.+
15 Raha ny amiko, dia ho faly tokoa aho hanome izay rehetra ananako sy hanao sorona tanteraka ny fiainako ho anareo.+ Raha toy izany ny halehiben’ny fitiavako anareo, dia tokony ho latsaka noho izany ve ny fitiavanareo ahy?