FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa tsy mpanompon’i Kristy Tompontsika ny olona toy ireny fa mpanompon’ny kibony+ ihany, ary teny malefaka+ sy teny fiderana+ no amitahany ny olona tso-po.

  • 2 Korintianina 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izahay. Fa tsy toy ny maro+ izay mivarotra ny tenin’Andriamanitra izahay.+ Fa amim-pahatsorana no itenenanay, eny, noho izahay nirahin’Andriamanitra sy eo ambany masony ary tafaray amin’i Kristy no itenenanay.+

  • 2 Petera 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nisy mpaminany sandoka koa anefa teo amin’ny vahoakan’Andriamanitra, ary hisy mpampianatra sandoka koa eo aminareo.+ Ireny indrindra no hampiditra mangingina sekta mampidi-doza, sady handa an’ilay tompo nividy azy,+ ka hahatonga fandringanana haingana ho an’ny tenany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara