Romanina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+ Filipianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 satria noforana tamin’ny andro fahavalo+ aho, avy tamin’ny taranak’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina,+ Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny amin’ny lalàna,
11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+
5 satria noforana tamin’ny andro fahavalo+ aho, avy tamin’ny taranak’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina,+ Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny amin’ny lalàna,