Asan’ny Apostoly 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nitombo ny fifandirana ka natahotra ilay mpitari-tafika sao hifandroritan’izy ireo i Paoly. Koa nobaikoiny hidina ny andia-miaramila+ mba hisintona azy haingana avy teo afovoan’ny olona ary hitondra azy ho any an-toby.+
10 Ary nitombo ny fifandirana ka natahotra ilay mpitari-tafika sao hifandroritan’izy ireo i Paoly. Koa nobaikoiny hidina ny andia-miaramila+ mba hisintona azy haingana avy teo afovoan’ny olona ary hitondra azy ho any an-toby.+