Ezekiela 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nentin’ny fanahy aho+ ka lasa. Dia nandeha aho, ary sosotra* sy tezitra mafy aho tao anatiko tao. Ary niasa tamiko ny tana-maherin’i Jehovah.+
14 Nentin’ny fanahy aho+ ka lasa. Dia nandeha aho, ary sosotra* sy tezitra mafy aho tao anatiko tao. Ary niasa tamiko ny tana-maherin’i Jehovah.+