2 Korintianina 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa tsy hahazo henatra aho, na dia somary mirehareha+ be loatra aza ny amin’ny fahefana nomen’ny Tompo anay hampahery anareo fa tsy handrava anareo.+ 2 Korintianina 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy indray aho hoe: Aoka tsy hisy hihevitra ahy ho adala. Raha tena mihevitra ahy ho toy izany anefa ianareo, dia raiso ihany aho na adala aza, mba hisy hireharehako kely koa.+
8 Fa tsy hahazo henatra aho, na dia somary mirehareha+ be loatra aza ny amin’ny fahefana nomen’ny Tompo anay hampahery anareo fa tsy handrava anareo.+
16 Hoy indray aho hoe: Aoka tsy hisy hihevitra ahy ho adala. Raha tena mihevitra ahy ho toy izany anefa ianareo, dia raiso ihany aho na adala aza, mba hisy hireharehako kely koa.+