1 Korintianina 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha tsy apostoly ho an’ny olon-kafa aho, dia tena azo antoka fa apostoly ho anareo. Fa ianareo no tombo-kase manamarina+ ny maha apostoly ahy, raha ny amin’ny Tompo.
2 Raha tsy apostoly ho an’ny olon-kafa aho, dia tena azo antoka fa apostoly ho anareo. Fa ianareo no tombo-kase manamarina+ ny maha apostoly ahy, raha ny amin’ny Tompo.