Romanina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’ny foko manontolo no anaovako fanompoana masina ho an’Andriamanitra ka itoriako ny vaovao tsara momba ny Zanany. Ary Andriamanitra no vavolombeloko+ fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo amim-bavaka aho,+ Filipianina 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Andriamanitra no vavolombelona fa manina anareo rehetra aho, sady tena tia+ anareo tahaka ny itiavan’i Kristy Jesosy anareo.
9 Amin’ny foko manontolo no anaovako fanompoana masina ho an’Andriamanitra ka itoriako ny vaovao tsara momba ny Zanany. Ary Andriamanitra no vavolombeloko+ fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo amim-bavaka aho,+
8 Andriamanitra no vavolombelona fa manina anareo rehetra aho, sady tena tia+ anareo tahaka ny itiavan’i Kristy Jesosy anareo.