Asan’ny Apostoly 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha izahay kosa, dia tsy azonay atao ny tsy hiteny intsony momba izay efa hitanay sy renay.”+ 1 Korintianina 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 tsy mifaly noho ny tsy fahamarinana+ fa mifaly noho ny fahamarinana+ kosa,