1 Korintianina 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izahay moa adala+ noho ny amin’i Kristy, fa ianareo kosa malina+ ao amin’i Kristy. Izahay malemy,+ fa ianareo kosa mahery.+ Ianareo tsara laza,+ fa izahay kosa afa-boninahitra.+
10 Izahay moa adala+ noho ny amin’i Kristy, fa ianareo kosa malina+ ao amin’i Kristy. Izahay malemy,+ fa ianareo kosa mahery.+ Ianareo tsara laza,+ fa izahay kosa afa-boninahitra.+