1 Korintianina 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa inona no tianareo: Ny hahatongavako any aminareo amin’ny tsorakazo+ sa amin’ny fitiavana sy fahalemem-panahy?+ 2 Korintianina 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Vonona koa izahay hanasazy an’izay tsy mankatò,+ rehefa asehonareo fa mankatò tanteraka ianareo.+
21 Fa inona no tianareo: Ny hahatongavako any aminareo amin’ny tsorakazo+ sa amin’ny fitiavana sy fahalemem-panahy?+