Hebreo 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianareo hankatò sy hanaiky+ an’ireo mitarika eo aminareo,+ fa izy ireny miaro anareo hatrany toy ny olona mbola hatao ampamoaka,+ mba hanaovany izany amim-pifaliana fa tsy amim-pisentoana, fa tsy hahasoa anareo izany.+ 1 Petera 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 tsy manjakazaka+ amin’ny lovan’Andriamanitra,+ fa ho modely ho an’ny andian’ondry.+
17 Aoka ianareo hankatò sy hanaiky+ an’ireo mitarika eo aminareo,+ fa izy ireny miaro anareo hatrany toy ny olona mbola hatao ampamoaka,+ mba hanaovany izany amim-pifaliana fa tsy amim-pisentoana, fa tsy hahasoa anareo izany.+