1 Korintianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+
5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+